TSIAHIN' NY FAHINY


REHEFA MANAMBADY RAVORONA
(Justin Rajoro)

Rehefa manambady Ravorona, aiza amin' izany ny tena
Dia ataoko vaky vava ny olona, mljery anay mi-bras-dessous ,

Ny haingo mirenty mitatatata, mena dia mena ny karavaty,
Izany kiraro dia tena fotsy , ny palitao maodikely
Aiza amin' izany ny tenako, aoka ray olona.

Izany sakafo dia aoka fotsiny
Mafilotra mantsy ny betiravy
Ka mitelin-drora ny vehivavy,
Rehefa laniko izany laoka
Dia manjary misafo saoka,
Aoka re! aoko re! aoka re!
Veloma re!