TSIAHIN' NY FAHINY


FITIA VARO-MATY
(Rodlisy sy Andrianary Ratianarivo)

Na manana isika na ory
Tsy dia farahidiny akory,
Ny fo tafasaraka ihany
No aoko hampitomany


Ny Vola( in-2) , ny vola no iri-mahatola,
Ny eo anilanao, akaiky toy izao
Tsy atakolo vola, ry kely be angola;
Tiako ny harena, hamonoako tena
Kanefa anie izany dia noho ianao ihany.